Teny iditra mienjika (enjika)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Milefa, mandositra: Nienjika tany an-tsaha ilay kisoa vao novidina
¶ Mihazakazaka atsy sy are; mikarenjy, miriorio: Lasa nienjika any an-tokotany any ny ankizy
¶ Manohitra, mirintona tsy manaiky: Mienjika izaitsizy amin' ny mpampianatra azy io mpianatra io [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mienjika
nienjika
hienjika
mienjeha

2010/05/14