Teny iditra miera (era)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mangata-dalana: Niera an-janany no nahatongavan-dRasoa. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to ask permission [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay demander la permission [Hallanger 1974]
Endriteny 
miera
niera
hiera
mierà
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra 
1Niera tamin' I bory izy fa tsy nahazo [Andraina: Mitaraina, takila 98]
2Sy ny mangalabelirano tsy miera amin' andriana [Callet: Tantara, takila 126]
Teny nalaina 

Teny iditra mierà (era)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miera [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/31