Teny iditra miere
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Betsileo] mihena: Ny mahia tsa mba miere fa ny vondrake ro mikeokeoka (Ny mahia tsy mba mihena fa ny matavy no latsaka lalina) [Rakotosaona 1972]

Teny iditra miere (ery)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miery [fitanisana]

2012/07/31