Teny iditra mierina (erina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Tsy afa-po amin' izay nomena na azo, fa mbola mitady misimisy kokoa na mitady hafa indray: Mierina an-kanina. / Mierim-pitia [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mierina
nierina
hierina
mierena

2010/05/14