Teny iditra | mierinerina (erinerina) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Mipetraka na mihaminkamina eo amin' ny toerana talaky maso [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To occupy a high or conspicuous place [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | être éminent, visible de loin [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |