Teny iditra mieritra (eritra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Mihevitra: Nieritreritra anao indrindra aho no niditra ianao
¶ Mandinika zavatra ela mba hanadihadiana azy: Mieritreritra momba ny ho aviny tzy [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   réfléchir, rêver, songer [Abinal 1888]
Ohatra   Indro aho mamorona loza hanjo anareo, sy mieritra izay hevitra hamelezana anareo. [Baiboly: 30.18.11]
Ny bikany  
mieritra
nieritra
hieritra
miereta
Fitovian-keviteny   mieritreritra
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/06/15