Teny iditra mierona (erona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka feo toy ny mingonona aloha, dia mihamafy, arahim-pihetsehana vonon-kandramatra: Mierona ilay alika ka tsy sahy manatona aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to growl, to roar [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay gronder, rugir [Hallanger 1974]
Endriteny 
mierona
nierona
hierona
mieròna

Teny iditra mieròna (erona)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mierona [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2012/07/31