Teny iditra mierotra (erotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka feo hafahafa avy any an-tenda sy avy any an' orona isaky ny maka fofon' aina eo am-patoriana: Tsy mahita tory i Naivo fa mierotra izaitsizy ny zokiny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mierotra
Ny lasa : nierotra
Ny hoavy : hierotra
Filaza mandidy : mierota
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20