Teny iditra miesanesana (esanesana (esana))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mandeha miadana toa manano sarotra noho ny habe na indrindra ny hatavezana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miesanesana
niesanesana
hiesanesana
miesanesàna

Teny iditra miesanesàna (esanesana (esana))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miesanesana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/19