Teny iditra mietaketaka (etaketaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mirehareha miedinedina: Nietaketaka erỳ Rakotobefa nomen' ny Fitsarana roriny izy [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mietaketaka
nietaketaka
hietaketaka
mietaketaha
Teny nalaina 

2010/05/14