Teny iditra mietry (etry)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Miletsy, mifatratra: Mietry ny tokota [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to decrease in honor, to go down in rank or status [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   s'abaisser, déchoir: s'affaisser [Hallanger 1974]
Ohatra   Hazo kely atsinanan'Angavo ka indray mietry indray misavoana varavaran'Andriambolamena ka intelo miditra toy ny akanjo mpandrafitra arivo toa ny fanantana. [Fox: Hainteny, laharana 351]
Ny bikany  
mietry
nietry
hietry
mietre
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/07/31