Teny iditra mietsaka (etsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihetsaka, mikoa, mirodana: Nietsak' ilay oram-be ny lalan-kely mankany aminay [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay s'ébouler, s'écrouler; fig. accourir en foule, affluer [Abinal 1888]
Endriteny 
mietsaka
nietsaka
hietsaka
mietsaha
Teny nalaina 

2017/06/15