Teny iditra mievanevana (evanevana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mijanona tsy an' ny atsy tsy an' ny aroa, mialanalana: Mievanevana ny mpitondra eto amin' itỳ tany itỳ [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mievanevana
nievanevana
hievanevana
mievanevàna

Teny iditra mievanevàna (evanevana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mievanevana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/08/19