Teny iditra mievina (evina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mamoaka rivotra amin' ny orona tsy iniana atao fa mibosesika mandeha ho azy ary mahatonga ny vava handefa piti-drora koa: Raha misy mievina dia mifandrombaka ny olona manao hoe: "Velona"; fa raha zaza kosa no mievina dia atao hoe: "Afa-drofy" [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to sneeze [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay éternuer [Hallanger 1974]
Voambolana 
Endriteny 
mievina
nievina
hievina
mievèna
Ohatra koa raha misy ireo olona ireo mikohaka, na mievina, na miteny, raha afana' ny Kelimalaza, dia alao ny hoe "fambara ka hahita loza" izany olona izany fa ontanim-boina foana eo izy. [Callet: Tantara, takila 126]
Teny nalaina 

2012/07/31