Teny iditra mievoka (evoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifoka etona na fofona mafana avy amin-javamaniry nampangotrahina na dorana hatao fanafody [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to take a steam bath or inhalation [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay prendre un bain de vapeur, une inhalation [Hallanger 1974]
Endriteny 
mievoka
nievoka
hievoka
mievoha
Teny nalaina 

2012/07/31