Teny iditra miezaka (ezaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao haingana, malaky, dodona: Niezaka izy ka tonga voalohany
¶ Miantoraka: Niezaka izy vao nahavikina ilay hady
¶ Manao ny farany azo atao, mikely aina: Aiza moa no hahombiazany! Tsy miezaka akory izy fa mitsikamokamo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
miezaka
niezaka
hiezaka
miezaha
Teny nalaina 

2010/05/14