Teny iditra | miezinezina (ezinezina) | ||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||
Fanazavàna teny malagasy | Sady avo no ngeza, lehibe; mandrindrina aoka izany [1.1] | ||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be great, to be prominent [1.7] | ||||||
Fanazavàna teny frantsay | être grand, être éminent; énorme [1.8] | ||||||
Ohatra | Dia natoron' Ingahibe azy teo ny misy an' ity tranom-panjakana miezinezina.
[2.470] | ||||||
Haiendriteny |
| ||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |