Teny iditra mifadiditra (fadiditra (diditra))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihorongorona, mihodidina, mandadina: Mifadiditra amin' ny vatan-kazo ny vahy
¶ Mifanolana, mifampiditra: Mifadiditra ny fakan' ireto hazo ireto [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy To be in an entangled state. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay Etre entortillé, être roulé tout autour, être entrelacé [Abinal 1888]
Endriteny 
mifadiditra
nifadiditra
hifadiditra

2017/07/12