Teny iditra mifadifady (fadifady (fady))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Tongolo manga faka fary manga vololona ka raha tongolo fihinana andrahoy raha fary fifiaka tapaho koa aza dia mifadifady zanak'olona an-tanana loatra fa ny randram-bao mahataitra ary izay mitafy lamba vao mampandrobo koa manaova toy ny fakam-boanonoka raha tsy sendra ny vato misakana dia tsy manova tany hitsimohana [2.131]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifadifady, mifadifadin', mifadifadin-, mifadifadim-
Ny lasa : nifadifady, nifadifadin', nifadifadin-, nifadifadim-
Ny hoavy : hifadifady, hifadifadin', hifadifadin-, hifadifadim-

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/18