Teny iditra mifaditra (faditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manala faditra izany hoe manao faditra mba hisakanana loza atahorana hanjo, na mosavy, na aretina sakanana tsy hahavoa. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy having the faditra offered for one. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifaditra
nifaditra
hifaditra
mifadira
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2012/08/01