Teny iditra mifaditrovana
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fitokoavana Teny na kambanteny hita ao aminy: onena
Ohatra 
1Izay no teny nataony, sady lasa izy, fa nosintonin'ilay tsy mifaditrovana. [2.324]
2Olona tsy mifaditrovana! [2.472]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31