Teny iditra mifafa (fafa)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manala ny loto, fako, potipoti-javatra amin' ny kifafa: Mifafa tokotany isa-maraina ny olona madio [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to sweep, to wipe, to clear away. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifafa
nifafa
hifafa
mifafà
Teny mitovy hevitra mamafa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Nohararaotiny ny zava-misy handiovana indray mifafa ny rivotra politika eto Madagasikara. [Andraina: Mitaraina, takila 207]
Teny nalaina 

Teny iditra mifafà (fafa)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifafa [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]

2013/04/19