Teny iditra mifafy (fafy)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny voa napariaka, na ny toerana nanapariahana: Efa mifafy ny varintsika fa aza matahotra i dada ~ Mifafy ny taninketsa
¶ Mamely mafy miparitaka: Mifafy ny orana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy To have seed sown in, to take, to require: Mifafy vary iray io taninketsa io (That patch of ground requires three bushels of rice to sow it) [Richardson 1885]
Endriteny 
mifafy
nifafy
hifafy
mifafaza
Ohatra Mifafy ny rivo-dririnina ka mampivihivihy ny tsy ampy fitafy, mampikotro-nify ny velona: [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 39]

2012/08/01