Teny iditra mifahana (fahana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mahazo fahana, na zavatra entina mameno, entina mampandeha zavatra iray hafa: Efa mifahana tsara ve ny ombintsika? ~ Tsy mbola mifahana ny famantaranandroko, ny basy [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy charged, as a gun, etc. [Richardson 1885]
 loaded (of a gun); wound (of a clock) [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay être chargé (fusil); être remontée (horloge) [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifahana
nifahana
hifahana
mifahàna

Teny iditra mifahana (fahana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fandikana anglisy to be opposed to something, and thus, to resist. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifahana
nifahana
hifahana
mifahàna

Teny iditra mifahàna (fahana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifahana [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Rajemisa 1985]
Fandikana frantsay  [Abinal 1888]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31