Teny iditra mifaho (faho)
Sokajin-teny matoanteny na mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy Mifangaro, miharo [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To mix
Mixed, united with [1.2]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifaho
Ny lasa : nifaho
Ny hoavy : hifaho
Filaza mandidy : mifahoa

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/04