Teny iditra |
mifahy
(fahy)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihamatavy mihavondraka, matavy: omby mifahy [1.1]
|
Fanazavàna teny anglisy | To be fattened, confined [1.2]
|
Fanazavàna teny frantsay | S'engraisser, être gras, être enfermé, être aux arrêts [1.3]
|
Ohatra | Eo ny dia an-tongotra, ny fiainana mifahy sahala amin' ny gadra, ny fikarakarana sakafo amin' ny toerana sy fomba tsy manavanana.
[2.472]
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mifahy |
Ny lasa : |
nifahy |
Ny hoavy : |
hifahy |
Filaza mandidy : |
mifahaza |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana |
|