Teny iditra mifaka (faka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   Maka faka [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   prendre racine [Abinal 1888]

Teny iditra mifaka (faka)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mandà [Antambahoaka] [Rakotosaona 1972]
Dikanteny anglisy   to contend, to argue [Provincial] [Richardson 1885]
Ny bikany  
mifaka
nifaka
hifaka
mifakà

Teny iditra mifakà (faka)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mifaka [firaketana]
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/01