Teny iditra mifako (fako)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manangona (fikotra, ahitra bozaka): Lasa nifako kitay any an-tsaha any izy [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to gather up rubbish. [Richardson 1885]
Endriteny 
mifako
nifako
hifako
mifakoa
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Ohatra Impiry no efa nifako kitay teny rehetra teny anefa ireny zaza ireny fahavelon-drainy? [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 78]
Teny nalaina 

2012/08/01