Teny iditra mifalihavanja (falihavanja (faly, havanja))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mibitaka mitsamboamboatra tahaka ny zanak' omby na ondry eny an-kijana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To gambol; to rejoice [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Gambader, folâtrer de joie [1.8]
Ohatra Ary ianareo tendrombohitra, no mifalihavanja tahaka ny ondrilahy; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifalihavanja
Ny lasa : nifalihavanja
Ny hoavy : hifalihavanja

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20