Teny iditra mifaly (faly)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mampiseho hafaliana amin' ny hira sy dihy
Mitovy hevitra: mampandihy ampinga ~ miarahaba tena ~ mibitaka ~ mientan-kafaliana ~ mifalihavanja ~ mihavatravatra ~ mihoby ~ mipi-kelika ~ miriadriaka ~ miriaria ~ mitaba ~ mitavana ~ mitsipy sandry [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to rejoice, to show one's joy, to be pleased with. [Richardson 1885]
 to be happy, to rejoice [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay être heureux, se réjouir; se contenter [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifaly
nifaly
hifaly
mifalia
Kamban-teny, lohateny, anarana 
Teny nalaina 

2013/04/19