Teny iditra mifamahofaho (fahofaho)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mifangaroharo, mifampidipiditra be ihany: Mifamahofaho ny soa sy ny ratsy eto amin' ny fiainana [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be woven together or interlaced; to be closely related [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay être entrelacé comme les choses tissées ou tressées [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mifamahofaho
nifamahofaho
hifamahofaho

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31