Teny iditra mifamango (vango)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [Tambahoaka] Mifamely [1.78]
  [Tanala] Miady, mifamely, tsy mifanoso-menaka, mifamono [1.78]
  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se battre; se disputer, discuter [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifamango
Ny lasa : nifamango
Ny hoavy : hifamango

Nohavaozina tamin' ny 2023/02/07