Teny iditra mifamatotra (fatotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay être attaché mutuellement [Rajaonarimanana 1995]
Endriteny 
mifamatotra
mifamatotr'
mifamato-
nifamatotra
nifamatotr'
nifamato-
hifamatotra
hifamatotr'
hifamato-
Ohatra 
1Toa mifamatotra amin' ny tantaram-pirenena izy ity. [Rabemolaly: Fary]
2Ho ahy mantsy dia mifamatotra daholo ny zavatra rehetra. [Wresinski: Mahantra]
3Ho an'ny mpiteny aloha, mifamatotra amin'ny fiainam-piarahamonina ankapobeny, hoy isika, ny harivolana. [Razafiarivony: Harivolana]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31