Teny iditra mifamatra (fatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitovy fatra amy..., mifandanja: Tsy mifamatra amin' ny fitiavan-dray aman-dreny matetika ny fitiavan' ny zanaka [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifamatra
nifamatra
hifamatra
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra mifamatra
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy  [Sihanaka] mifanditra [Rakotosaona 1972]

2010/05/06