Teny iditra mifamely (vely)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Se battre [1.107, 1.3]
 Se frapper mutuellement [1.3]
Ohatra 
1Misy mifamely toto-hondry ve. [2.332]
2Nony vizaka avy eo dia miakatra eo amin' ny ahi-maitso malemy eo an-tanety mifamely diamanga. [1.437]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20