Teny iditra mifameno (feno)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifanampy: Mifameno ny sikajy sy ny kirobo mba ho tonga sikajitelo [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifameno
nifameno
hifameno
mifamenoa

2010/05/14