Teny iditra mifamingana (fingana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana frantsay  [Abinal 1888]
Endriteny 
mifamingana
nifamingana
hifamingana
Ohatra Tsy nandainga tamin' i Patrice aho, raha nilaza fa tsy fantatro, satria eritreritra mifanipaka sy mifamingana no nifanjevo tao anatiko. [Andriamalala: Ranomasina]

2012/02/03