Teny iditra mifamofo (fofo)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitetika hifamono: Nifamofo mihitsy izy roa lahy
¶ Mifanao fanekena mialoha hivady: Afakomaly no nifamofo Rakoto sy Ravao [Rajemisa 1985]
Fanazavàna teny anglisy to be engaged, to be married [Hallanger 1973]
Fanazavàna teny frantsay être fiancés [Hallanger 1974]
Haiendriteny 
mifamofo
nifamofo
hifamofo
mifamofoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31