Teny iditra mifamoivoy (voivoy (voy))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifanenanena ombieny ombieny, mifanerantserana: Nifamoivoy eran' ny kianja ny vahoaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to go and fro together like city traffic or people at the marketplace [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay se croiser en tous sens comme les gens au marché ou la circulation en ville [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifamoivoy
nifamoivoy
hifamoivoy
mifamoivoiza
Ohatra Dia nivalombalona sy nifamoivoy tao an-tsaiko ny tohiny, fa tsy tadidiko intsony ny niafarany. [Andriamalala: Ranomasina, takila 28]

2012/08/01