Teny iditra mifamotaka (fotaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifangaro be, mifanjevo, misafotofoto miady misy fotsy maso: Nifamotaka tao ilay alika anankiroa ka vory ny ankizy nijery [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mifamotaka
nifamotaka
hifamotaka

2013/04/19