Teny iditra mifamotoana (fotoana)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mifanome fotoana: Nifamotoana izahay androany, nefa tsy tonga izy ~ Mifamotoana amin' ny olona [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to make a date, to agree on time and place for meeting [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay fixer un rendez-vous [Hallanger 1974]
Endriteny 
mifamotoana
nifamotoana
hifamotoana
Ohatra mifamotoana hampanana endrika azy avokoa. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 7]
Teny nalaina 

2012/08/01