Teny iditra mifamp~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny mifamp~]
Fanazavàna teny malagasy Tovona ambaratonga faharoa mety handray roa 1) Hanaovana matoantenin'ny mpanao, milaza fifamalian' asa tsotra raha matoanteny manomboka amin' ny mi ny matoanteny tsotra: Miteny -> mifampiteny, 2) Hanaovana matoantenin'ny mpanao, milaza fampanaovana asa mifamaly raha matoanteny manomboka amin' ny man ny matoanteny tsotra: Mamangy -> mifampamangy [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31