Teny iditra mifampan~
Sokajin-teny tovona [Teny amin' ny mifampan~]
Famaritana malagasy Tovona fanaovana matoantenin' ny mpifanao asa ampanaovin' olona, ho an' ny mt, tsotra manomboka amin' ny mam- na man-, ka enti-milaza olona roa mifamaly asa ampanaovin' ny hafa: Mifampamangy, mifampanoratra. Samy sahirana tsy ofaka nifamangy Rakoto sy Robe, ka dia nifampamangy an-taratasy no nataony, nentin' ny zanany avy [Rajemisa 1985]

2017/06/30