Teny iditra | mifampan~ | |
Sokajin-teny | tovona | |
Fanazavàna teny malagasy | Tovona fanaovana matoantenin' ny mpifanao asa ampanaovin' olona, ho an' ny mt, tsotra manomboka amin' ny mam- na man-, ka enti-milaza olona roa mifamaly asa ampanaovin' ny hafa: Mifampamangy, mifampanoratra. Samy sahirana tsy ofaka nifamangy Rakoto sy Robe, ka dia nifampamangy an-taratasy no nataony, nentin' ny zanany avy [1.1] | |
Fivaditsoratra | mampifan, mifampan |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |