Teny iditra mifampiady (ady)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra Impiry akory izahay no mifampiady karajy sy mifandimby mitantara zavatra iray amin' ny endrika samy hafa hahitana izay azo ekena ho manakaiky kokoa ny fahamarinana sy ny azo inoana? [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 28]
Endriteny 
mifampiady
nifampiady
hifampiady

2013/12/18