Teny iditra mifampiantra (antra)
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888 (page 52)]
Ohatra   Izao no lazain' i Jehovah, Tompon' ny maro: Manaova fitsarana marina, ary samia mifampiantra sy mifamindra fo amin' ny rahalahiny avy; [Baiboly: 45.7.9]
Ny bikany  
mifampiantra
mifampiantra
hifampiantra

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02