Teny iditra mifampibaby (baby)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Litera mifampibaby : ts, nts, tr, ntr, dr, ndr, mp, mb, nt, nd, nk, ng, nj [2.442]
Ohatra Voasoratra amin' ny sora-boky na sora-tanana io fehezanteny io ary ampiasana mari-piatoana fototra, lohasoratra ary endri-tsoratry ny abidy sy ireo litera mifampibaby. [2.442]

Nohavaozina tamin' ny 2023/04/09