Teny iditra mifampiditra (iditra)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Ohatra 
1a) Ny ravina sasany dia mivalona roa Bosona sady mifampiditra. [1.357]
2Tsy azo sarahina ny tety arana sy ny tantara raza, satria mifamatotra ary mifampiditra ny zavatra ambarany. [2.606]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifampiditra
Ny lasa : nifampiditra
Ny hoavy : hifampiditra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/06