Teny iditra mifampigona (gona)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny frantsay Se heurter, heurter l' un contre l' autre [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifampigona, mifampigon-, mifampigom-, mifampigo-
Ny lasa : nifampigona, nifampigon-, nifampigom-, nifampigo-
Ny hoavy : hifampigona, hifampigon-, hifampigom-, hifampigo-

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20