Teny iditra mifampino (ino)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Ohatra 
1samy mandainga isika, ianao mamitaka ahy, izaho mamitaka anao, tsy misy mifampino izay lazaina [2.4]
2Ary raha mifampino anatra ny lompo sy ny andevo, dia manao hoe: [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mifampino, mifampinon', mifampinon-, mifampinom-
Ny lasa : nifampino, nifampinon', nifampinon-, nifampinom-
Ny hoavy : hifampino, hifampinon', hifampinon-, hifampinom-

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31